• Accueil
  • Actualités
  • Photos
  • Forum
  • Login
Accueil
    DSCN0274.jpg
    Fanokafana ny faha-15 taonan'ny ZAMA
    Ny 3 jona 2008 lasa teo tao amin'ny FJKM Tranovato Ambohimalaza Firaisana
    lun, 14/07/2008 - 22:00
    site.jpg
    Ambohimalaza.org : Nouveau site web en ligne
    Nouveau logo, nouvelle identité visuelle, nouvelles fonctions, le site Ambohimalaza.org a fait peau neuve.
    ven, 16/05/2008 - 16:16
    ambohimalaza.jpg
    Nouvel an Ambohimalaza 2008 - Vidéo
    dim, 06/04/2008 - 22:00
    amo20.jpg
    Photos du culte oecuménique des Zanaka am-pielezana Ambohimalaza Firaisana
    dim, 27/01/2008 - 23:00
    alahady01.jpg
    Taona vaovao 2006: Alahadin'ny Mpitandrina
    Ny Alahady voalohany amin'ny taona moa dia Alahady atokan'ny FJKM hahatsiarovana sy hitondrana am-bavaka ireo mpitandrina rehetra. Io no atao hoe: Alahadin'ny Mpitandrina.
    jeu, 12/01/2006 - 23:00
    nouv03.jpg
    ZAMA: Faran'ny taona 2005, Taona vaovao 2006
    Tamin'ity indray mitoraka ity dia nanomana manokana ny fankalazàna ny faran'ny taona 2005 ny Antoko Mpihira Zanaka Ambohimalaza Antananarivo (Z.AM.A.) tao Ankatso.
    mer, 11/01/2006 - 23:00
    samb04.jpg
    FJKM Tranovato Ambohimalaza Firaisana: Herinandro sambatra
    Mandritra ny vaninandro mialoha ny Krismasy moa dia efa miomana avokoa ny fiangonana tsirairay amin'ny fandraisana ny Mpamonjy. Raha hiresaka manokana ny momba ny FJKM Tranovato Ambohimalaza Firaisana isika dia ny Herinandro Sambatra no mampiavaka izany.
    mar, 10/01/2006 - 23:00
    toha01.jpg
    Alahadin'ny Zanaka am-pielezana: Fitokanana ny tohatra Orga atsimo, Tanora
    Notanterahina ny Alahady 18 desambra 2005 lasa teo ny Alahadin'ny Zanaka am-pielezan'ny FJKM Tranovato Ambohimalaza Firaisana.
    lun, 09/01/2006 - 23:00
    birao03.jpg
    ZAMA: Fankalazàna Noely - Fanavaozana Birao
    Ny Alahady 18 desambra 2005 teo no notanterahin'ny Antoko Mpihira Zanaka Ambohimalaza Antananarivo (Z.AM.A.) ny fankalazàna ny Noely.
    lun, 09/01/2006 - 23:00
    pasteur01.jpg
    Arahabaina ry FJKM Ambohimalaza Firaisana nahazo mpitandrina raikitra vaovao eto amin'ny Fiangonana
    Nihaino ny fangatahintsika tokoa Andriamanitra koa dia nanome Mpitandrina raikitra ho antsika eto amin'ny FJKM Tranovato Ambohimalaza Firaisana Izy.
    mar, 29/11/2005 - 23:00
    commune01.jpg
    Nouveau site Web de la commune d'Ambohimalaza
    Ce site sera un support de communication entre les différents acteurs du développement.
    dim, 19/06/2005 - 22:00
    Mpitandrina raikitra ao Ambohimalaza
    Omaly 19 Jona 2005, araka ny fotoana nomena, dia tonga ny Synodam-paritany Antananarivo Atsinanana nanambara ny fanapahakevitra notinapaky ny Mpihevidraharaha mikasika ny fangatahan’ny FJKM Tranovato Ambohimalaza Firaisana.
    dim, 19/06/2005 - 22:00
    Vaovao mahafaly Pentekosta teny Ambohimalaza
    Hivaly tsy ho ela ny fanirian’ny Fiangonana mitady Mpitandrina raikitra
    dim, 22/05/2005 - 22:00
    zaptoh01.jpg
    Alahadin’ny Zanaka am-pielezana 2004 teny Ambohimalaza - Fitokanana ny Tohatra Orga
    Ny Filohan’ny Zanaka am-pielezana eto Antananarivo sy ny manodidina, Atoa Rasolofoson Lilian, no nitarika ny fotoana , ny birao kosa ny nandray anjara tamin’ny vavaka sy ny famakian-teny ary ny Mpitandrina Ravelosoa Mickael no nitoriteny.
    sam, 18/12/2004 - 23:00
    sono03.jpg
    Fitokanana ny fitaovana fanamafisam-peo ZAMA
    Notokanana tamin'ny fomba ofisialy ny Alahady 31 oktobra 2004 lasa teo ny fitaovana fanamafisam-peon'ny Antoko Mpihira Zanaka Ambohimalaza Antananarivo na Z.AM.A.
    sam, 04/12/2004 - 23:00
    gradin01.jpg
    Fanaovaozana Gradin
    Ny fanamboarana ho lasa biriky ny "Gradin" eo amin'ny kianja filalaovana basket sy volley no anjara biriky nentin'ny Rantsana Sportifa Evanjelistra (SEA) mandritra ity taona fankalazàna ny faha-100 taonan'ny Lycée Vinet ity.
    mer, 01/12/2004 - 23:00
    toh01.jpg
    Ezaka tohatra orga: Fivoaran'ny asa
    Ankehitriny dia mitohy mizotra ara-dalàna ny asa. Indreto misy sary vitsivitsy ahafahantsika maminavina izany fizotran'ny asa izany.
    mar, 30/11/2004 - 23:00
    trano01.jpg
    Fanokanana ny tranokely fanasàna veram-pandraisana
    Notanterahina ny Alahady 17 oktobra 2004 lasa teo ny fanokanana ny tranokely fanasàna ny veram-pandraisana ao tokontanin'ny FJKM Tranovato Ambohimalaza Firaisana.
    mar, 30/11/2004 - 23:00
    sakafo01.jpg
    Reportage photo: Sakafom-pirahalahiana notanterahin'ny Sampana Lehilahy Kristiana
    lun, 29/11/2004 - 23:00
    slk01.jpg
    Iray volan'ny Sampana Lehilahy Kristiana - Alahady Fanokafana
    Ny Alahady 03 oktobra 2004 lasa teo no notanterahina ny Alahady fanokafana ny iray volan'ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK).
    dim, 28/11/2004 - 23:00
12suivant ›dernier »

Navigation

  • News
  • Photos
  • Agenda
  • Forums
  • Contacts
  • RSS

Le Village

  • Zanaka Ambohimalaza Antananarivo

Partenaires

2008 - Copyright Ambohimalaza.org